juin 2, 2026
Hiatrika lalao amical lehibe ny ekipam-pirenena Malagasy anio, hifandona aminโi Maroc any Rabat. Hanomboka aminโny 20:00 ora Madagasikara ny lalao Fotoana iray lehibe ho anโny Barea hanamafisana ny traikefa sy hitsapana ny tanjany manoloana ekipa matanjaka, ho fiomanana aminโireo fifaninanana ho avy [โฆ]
juin 2, 2026
Mitohy manerana ny Nosy ny fikarakarana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-66 nahazoana ny fahaleovantena. Anisanโizany ny fanadiovana ny tanร na, fanamboarana lalana aminโny toerana sasany, fanazaran-tenanโny tafika sy ireo handray anjara, ary koa ny fanatsarana ny bika amanโendriky ny renivohitra sy ny faritra samihafa. [โฆ]
mai 26, 2026
Misy ny fahavakisana ny fantson-dranonโny JIRAMA eo akaikinโny Delta Hรดtel Antanimena ny marainanโny Zoma 22 May 2026. Vokatrโizany dia tapaka ny lร lana avy eo aminโny Auto-piรจce RHS Behoririka mihazo ny Chocolaterie Robert Antanimena. Ho fandrindrana ny fifamoivoizana dia nametraka ย ยป dรฉviation ย ยป mandalo Landis mivoaka Immeuble Santa ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Hentanina ny rehetra hanaja ny toromarika sy ny lamina apetraky ny mpitandro filaminana,mba hisorohana ny fitohanana sy hanamorana ny fivezivezena. Loharano: CUA [โฆ]
mai 26, 2026
Nidina ifotony teny Ambohitrakely sy Andrainarivo ireo tomponโandraikitra hanitsy ireo tsena sy toeram-pisakafoana manarona ny lalana an-tongotra, ary koa ireo fiara mijanona tsy ara-dalร na na โรฉpavesโ manelingelina ny fifamoivoizana. Nesorina avy hatrany ireo fitaovanโny mpivarotra napetraka anaty arabe, indrindra manodidina ny Rond-point Ambohitrakely, noho izy ireo mety hampidi-doza ho anโny mpampiasa lalana. Nomena fe-potoana 48 ora ihany koa ireo tompona fiara simba na mijanona amoron-dalana mba hanesorana izany. Raha tsy manaraka ny toromarika dia handray fepetra ny CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. Tanjona aminโizao hetsika izao ny hampilamina ny fifamoivoizana sy hanomezana toerana malalaka sy azo antoka ho anโny mpandeha an-tongotra. CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. [โฆ]
mai 15, 2026
Sambany no hisy vehivavy Malagasy handray anjara aminโny dingana famaranana aminโny PMGO Africa Finals eo aminโny taranja PUBG Mobile. I Onintsoa โOFFSETโ Fitiavana, mpilalao ao aminโny ekipa Four Strengths, no hitondra izany faneva izany. [โฆ]