ActualitésCultureDépêches

Frégate CANARIAS

Niantsona tao amin’ny seranan-tsambon’ Antsiranana ny sambo mpiady espaniola CANARIAS (Frégate CANARIAS) ny 18 aprily 2026.

Noraisin’ny Capitaine de Vaisseau RAFEHIZATO Andry Guy, Kaomandin’ny Tobi-pamaharan’ny Tafika Andranomasina Antsiranana ny Commandant ‘ny Sambo, ny Commandant JUAN David Garcia sy ny delegasiona niaraka taminy.

Nisy ny fanazaran-tena niarahan’ny Tafika Andranomasina roa tonta ny 20 aprily 2026 maraina teo, nifantoka amin’ny ady atao amin’ny mety ho firehetan’ny sambo.

Laisser un commentaire