𝗩𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻 »𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟳 𝗮𝘃𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 MENAKA »Fuel ».
Niraraka eraky ny arabe ny menaka, teny amin’ny làlam-pirenena faha-7, eo amin’ny tanàna antsoina hoe Vineta.
Betsaka ny menaka very raha ny hita tao an-toerana. Olona sendra nandalo moa no nahita ity tranga ity.
