FANASIMBAN’NY ROVAN’AMBOHIDRATRIMO
Toy izao ny fahasimban’ny Rovan’Ambohidratrimo, eto Antananarivo, vokatry ny hain-trano nitranga ny alina lasa teo. Tsy sambany no niseho izany loza izany tamin’ity toerana manan-tantara sy masina ity fa efa fanintelony izao no tratran’ny fahamaizana.




