LALANA RANO EO AMIN’NY PK 537 + 329 MIFANANDRIFY NY TETEZA RN6
Efa manao ny asa ny fanarenana ny làlana fiampitana rano eo amin’ny PK 537+329, mifanandrify ny tetezana Ifasy RN6 ankehitriny ny tompon’andraikitra.
Kendrena ho vita ny fiandohan’ny volana May izy ity. Mandra-piandry izany dia mitohy ny fampiasana ny lakana amin’ny fitaterana ny mponina sy ny entana.


Office Régional du tourisme de Diego -Suarez

