FANAPAHAN-KEVITRA NY SME
Andrasana amin’ity herinandro ity, indrindra amin’ny fanombohana herinandro voalohany, ny fanapahan-kevitra manan-danja momba ny 𝗸𝗮𝗿𝗮𝗺𝗮 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝘆 hoy ny (SME) ho an’ny sehatra tsy miankina eto Madagasikara. Io fanapahan-kevitra io dia novakiana ary nivakian’ny Ministran’ny Asa sy ny Fanabeazana ara-Sosialy, dia natao hanatsarana ny toe-karena, hanohizana ny asa, ary hanome fanampiana manokana ho an’ny sehatra rehetra .
Ohatra, amin’ny sehatr’ny fitaterana izay miasa tsy miankina,Ity fanapahan-kevitra ity dia afaka manatsara ny karama farany mba hanome rariny fanampiny ho an’ny vidim-piainana ny Malagasy Rehetra
