NIAKATRRA 200 ARIARY NY VIDIN’NY LITATRA NY SOLIKA
Niakatra 200 Ariary ny vidin’ny litatra solika manerana an’i Madagasikara amin’ity volana ity.
Tafakatra 5 100 Ar ny litatry ny lasantsy, 3 710 Ar ny solika fandrehitra, ary 4 860 Ar kosa ny gazoala.
