Actualités

Iray volan’ny Alzheimer: Hisy ny hetsika hampahafantarana ny aretina

Aretin’ny zokiolona efa maherin’ny 60 taona matetika ny Alzheimer. Manomana hetsika maro ny fikambanana Masoandro Mody hampahafantarana ny aretina mandritra ity volana septambra ity. Ny 21 septambra izao no tena ivon’ny fanamarihana ny Andro maneran-tany hiadiana amin’ny aretina Alzheimer sy ny aretina mitovitovy aminy.

Laisser un commentaire