Itasy: Ankizy manodidina ny 500 isa nahazo kopia nandritra ny fitsarana mitety vohitra
Ankizy 500 isa no nahazo kopia soram-piankohonana, omaly, tao amin’ny kaominina Ampefy distrika Itasy, nandritra ny hetsika fitsarana mitety vohitra.
Read More
Ankizy 500 isa no nahazo kopia soram-piankohonana, omaly, tao amin’ny kaominina Ampefy distrika Itasy, nandritra ny hetsika fitsarana mitety vohitra.
Read MoreTonga nanolotra solo-saina entin-tanana ho an’ny CEG Anjeva gara, ny tomponandraikitra misahana ny kaominina, ny alarobia teo. Fiaraha-miasa tamin’ireo mpiara-miombonan’antoka
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana izay ataon’ny avy ao amin’ny faritra Analamanga, ao amin’ny distrikan’Andramasina amin’izao fotoana. Mizotra araka ny
Read MoreMiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana (1/4 de final) ny fifaninanana baolina kitra, intercommunal, izay karakarain’ny avy amin’ny distrika. Ny alahady 17
Read MoreSekoly iray tsy miankina amin’ny fanjakana, eny Tanjombato, no voatery nanatsahatra ny fampianarana, telo andro izao, rehefa navoakan’ny vaditany ireo
Read MoreMiditra amin’ny herinandro faharoa hanatanterahana ny lalao ara-panatanjahan-tena, eto amin’ny distrika Avaradrano, amin’ny taranja Basket-ball. Eny amin’ny kianja filalaovana EPP
Read MoreNihaona sy nanome fanomezana ho an’ireo mpilalao voafantina izay mandrafitra ny ekipan’Ankadikely Ilafy, amin’ny taranja Basket Ball (CRAI Basket), ny
Read More