Ambohimanambola : Niroso tamin’ny fanamboaran-dalana ny kaominina
Maro ireo lalana simba nampitaraina ny mponina, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Hatramin’ny herinandro teo, tsy nitsahatra nitondra fanamboarana ireo lalana
Read More
Maro ireo lalana simba nampitaraina ny mponina, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Hatramin’ny herinandro teo, tsy nitsahatra nitondra fanamboarana ireo lalana
Read MoreNoho ny fisian’ny orinasa lehibe, izay mandoa hetra sy manampy ary indrindra manosika amin’ny fampandrosoana any an-toerana dia tena hita
Read MoreNiara-nientana nanamboatra ny lalana ireo mponina ao amin’ny fokontany Ambohipeno, ny faran’ny herinandro teo. Lalana anisan’ny tena ratsy, kanefa tsy
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Lalana miakatra mankao amin’ny tampon’Alasora indray no nanohizana
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohimahavelona ny ao amin’ny kaominina Talata Volonondry, ny faran’ny herinandro teo. Fiaraha-mientana
Read MoreVita soaman-tsara amin’ny ampahany ny lalana ao Antsahatsiresy, kaominina Sabotsy Namehana amin’izao fotoana izao. Orinasa tsy miankina nitondra fanamboarana ny
Read MoreManoloana ny faharatsian-dalana amin’ireo faritra maro ao amin’ny kaominina Alasora, dia nisy ny fiaraha-mientana nataon’ireo mpiara-monina tamin’ny fanamboaran-dalana tamin’ity herinandro
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ny lalana ao amin’ny fokontany Ambohipeno ireo tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Ambohimanambola. Fanamboaran-dalana izay hanamorana ny fampidirina
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ataon’ny kaominina Ambohimangakely. Ny faran’ny herinandro teo, nisy ny fanamboarana ny lalana tao amin’ny Antanimenakely
Read MoreMizotra miandalana ny asa fampandrosoana ny tanàna, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. amin’izao fotoana izao, ao anatin’ny asa fikojakojana ny
Read More