Fort Dauphin- fanamboaran-dalana
Noho ny fisian’ny orinasa lehibe, izay mandoa hetra sy manampy ary indrindra manosika amin’ny fampandrosoana any an-toerana dia tena hita taratra tokoa ny fandrosoan’ity faritra iray ity. Vita soamantsara avokoa ny fanamboarana ny lalana any an-toerana ary efa azo ampiasanaina hivezivezen’ny rehetra tsara izany amin’izao fotoana izao
