Tanzanie : Olona 155 no maty vokatry ny fandalovan’ny andro ratsy « el Nino »
Mahatratra 155 ireo olona maty tao anatin’ny fandalovan’ny andro ratsy, tao Tanzanie. Ity loza voajanahary ity izay mifandraika amin’ilay andro
Read More
Mahatratra 155 ireo olona maty tao anatin’ny fandalovan’ny andro ratsy, tao Tanzanie. Ity loza voajanahary ity izay mifandraika amin’ilay andro
Read MoreMitohy hatrany ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena ao amin’ny kaominina Alasora. Eo amin’ny taranja baolina lavala, hisy ny lalao atao ao amin’ny
Read MoreZazalahy 3 taona no maty vokatry ny daka nataon-drainy taminy tany Namorona, Manakara ny 23 Aprily lasa teo.
Read MoreAttention aux effets économiques de la guerre au Proche-Orient. Le conflit à Gaza entre Israel et le Hamas, s’il s’étendait
Read MoreMitohy hatrany ny fanomezana fampianarana maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Hisy ny fampianarana teny vahiny (Espagnol) ao an-toerana, hanomboka ny
Read MoreNahazo mpamonjy voina miisa 98 sy polisy monisipaly 200 isa vaovao ny kaominina Antananarivo renivohitra. Navoaka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny
Read MoreAo anatin’ny fararano tokoa isika, miakatra ny vary, ary mila hatao azon’andro. Na dia izany aza nefa dia voararan’ny lalàna
Read MoreZava-doza ho an’ny fahasalamam-bahoaka, indrindra fa ny zaza, ny fampiasana ankapobeny ireo akora misy poizina ao anatin’ny zava-mahadomelina, hoy ny
Read MoreLehilahy iray 21 taona no nifanenjehan’ny zandary tao amin’ny kaominina Masindray. Nangalatra bisikileta teo anoloan’ny kaominina ity lehilahy ity, araka
Read MoreKazarana hazan-drano lehibe (cétacés), 26 no maty, tao amin’ny sisin-dranomasin’i Australie, omaly, araka ny nambaran’ny sampana miandraikitra ny valanjava-boary sy
Read More