Masindray: Nisitraka tetik’asa sy foto-drafitr’asa vaovao ny mponina
Nahazo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny tao amin’ny fokontany Miadamanjaka II. Tokantrano 1200 no misitraka vatsin’ankohonana ao amin’ny kaominina
Read More
Nahazo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny tao amin’ny fokontany Miadamanjaka II. Tokantrano 1200 no misitraka vatsin’ankohonana ao amin’ny kaominina
Read MoreNofon-ken’omby roa gony, milanja 90 kilao, nampiahiahy tao anaty fiara fitateram-bahoaka no saron’ny zandary avy amin’ny brigady Ankadinandriana, Poste avancé
Read MoreLehilahy iray 21 taona no nifanenjehan’ny zandary tao amin’ny kaominina Masindray. Nangalatra bisikileta teo anoloan’ny kaominina ity lehilahy ity, araka
Read MoreHatairana ny an’ny fokonolona nahita gony namoaka fofona maimbo tao anaty tanimbary iray tao Amboaromanana, fokontany Ivoara Masindray, omaly maraina.
Read MoreHisy ny fampiana fampianarana ho an’ireo mpianatra hanala ny fanadinana CEPE, amin’ity taom-pianarana ity ao amin’ny kaominina Masindray. Ny fikambanana
Read MoreManao antso avo amin’ireo tomponandraikitra, ireo mponina sy mpampiasa ny tetezana izay mampitohy ny kaominina Ambohimanambola sy ny kaominina Masindray.
Read MoreNotontosaina tamin’ny alahady teo ny hetsika goavam-be, izay nokarakarain’ny fiangonana FJKM ao Masindray. Izany moa dia natao ho ezaka amin’ny
Read MoreMaro ireo andrin-jiro efa tsy manaraka ny fenitra intsony, ary ahiana mety hampidi-doza ho an’ny fiarahamonina, raha tsy misy fandraisana
Read MoreAo anatin’ny fahasimbana ny tetezana mampitohy ny kaominina Masindray sy ny kaominina Ambohimanambola. Efa volana maromaro no nahitana ny fahasimbana.
Read MoreNisy ny fizarana tosika avy amin’ny tetikasan’ny fitondram-panjakana, ka nahazoan’ireo tantsaha zezika biolojika sy ny NPK ary masomboly voafantina, tao
Read More