Masindray: Mila jerena ireo andrin-jiro mety hampidi-doza
Maro ireo andrin-jiro efa tsy manaraka ny fenitra intsony, ary ahiana mety hampidi-doza ho an’ny fiarahamonina, raha tsy misy fandraisana
Read More
Maro ireo andrin-jiro efa tsy manaraka ny fenitra intsony, ary ahiana mety hampidi-doza ho an’ny fiarahamonina, raha tsy misy fandraisana
Read MoreVelon-taraina ireo mponina ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, noho ny fahasimban’ireo andrin-jiro izay ahiana hitera-doza, eny amin’ireo fokontany ao an-toerana.
Read MoreNirotsaka an-tsehatra teny amin’ny kaominina Talata Volonondry, ireo tomponandraikitra avy amin’ny orinasa Jirama, ny alahady teo, nitondra fanavaozana ireo andrin-jiro
Read MoreEfa andro maromaro izao no nampitongilana ny andrin-jiro, izay manamarona ny arabe fifamezivezena ao amin’ny kaominina Anjeva. Miteraka fanelingelenana ho
Read MoreBetsaka ireo andrin-jiro hazo mitanila na efa lo sy ny « fil » mitondra herinaratra mikirozaroza atahorana hitera-doza ao Ankadikely Ilafy. Manao
Read More03 Janoary, 08h30. Nirehitra ny andrinjiron’ny JIRAMA iray tany Ambinany Soanierana Ivongo. Ity farany izay vao nitrangana haintrano vao herinandro
Read MoreNisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy sy ny orinasa Jirama tamin’ny fametrahana jiro hanazava ny arabe tamin’ireo andrinjiro
Read More01 Desambra, 08h00. Lehilahy iray tsy salama saina antsoina hoe Armand na BOB no niakatra amin’ny andrin-jiro mitondra herin’aratra 20.000
Read More23 Novambra, 08h30. Nitrangàna doro tanety teo amin’ny 5km an’Andasibe. Andrin-jiron’ny JIRAMA miisa telo izay samy mitondra herinaratra mavesatra no
Read MoreIsan’ny mampimenomenona ny olona ka tsy mahataitra ny mponina eto an-drenivohitra intsony ny fahatapahan-jiro. Naharitra lavalava mihitsy aza izany ny
Read More