Soanierana Ivongo: Nirehitra indray ny andrinjiro
03 Janoary, 08h30. Nirehitra ny andrinjiron’ny JIRAMA iray tany Ambinany Soanierana Ivongo. Ity farany izay vao nitrangana haintrano vao herinandro lasa izay noho ny herinaratra. Tsy fantatra mazava ny vtena anton’ny firehetana.
