Dépêches

Foto-drafitr’asa : Efa tena mandroso ny asa fanarenana ny lalam-pirenena faha-6

Dépêche 09 juin, 12h, Nisy ny fitsidihana tampoka ny asa fanarenana ny lalam-pirenena faha-6 ny alatsinainy. Hita tamin’izany fa efamandroso be ny asa amin’izao fotoana izao. Mbola haharitra 12 volana eo ho eo ny asa izay hatao. Amin’izao fotoana izao dia nandaniana ny fotoana ny fanamboarana ireo lalana tena ratsy amin’iny mampitohy an’ny Ambondromamy sy Ambanja iny. Mifanaraka amin’izany ihany koa ny fanamboarana ireo lakandrano miisa 20 ao anatin’io ampahan-dalana io.

Laisser un commentaire