Ambohimanga rova: Nozaraina fitaovana ireo mpianatra hanala fanadinana
Notanterahina tamin’ny alarobia teo ny fizarana fanampiana ara-pitaovana ireo mpianatra hanala ny fanadinam-panjakana CEPE ao amin’ny EPP Ambohimarina, kaominina Ambohimangarova.
Read More