Ambohimanambola: Nasiam-panarenana ny biraon’ny zandarimaria
Niova endrika ny biraon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Nisy ny fanarenana ny foto-drafitr’asa, fandokoana ny trano sy fanoloana ny
Read More
Niova endrika ny biraon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Nisy ny fanarenana ny foto-drafitr’asa, fandokoana ny trano sy fanoloana ny
Read MoreNotontosaina tamin’ny alahady teo ny lalao famaranana tamin’ilay lalao fifaninanana baolina kitra, tournoi Firaisankina. Teo amin’ny kianja filalaovam-baolina, an’ny kaominina
Read MoreNitohy tao amin’ny fokontany Ampahimanga ny hetsika kaominina manakaiky vahoaka sy fanentanana mikasika ny hetra, ataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina
Read MoreNanatanteraka fanentanana isam-pokontany, ka nitety ireo fokontany ao anatin’ny kaominina ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambla ny faran’ny herinandro teo.
Read MoreNanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fandehanana ifotony nataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, hanentanana ny mponina mahakasika ny hetra.
Read MoreHiroso amin’ny fanatanterahana ny fanadiovana indray isan-taona ireo fantsona rehetra mitsinjara ny rano ho fanatsarana ny kalitaon’ny rano, ireo tomponandraikitra
Read MoreMaro ireo lalana simba nampitaraina ny mponina, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola. Hatramin’ny herinandro teo, tsy nitsahatra nitondra fanamboarana ireo lalana
Read MoreNotontosaina tamin’ny alahady teo ny fisarihana, nanomezana boky fanomanana fanadinana ho an’ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana ity, tao
Read MoreNandritra ny fanatanterahana ny atrikasa mikasika ny fandalinana ara-tsosialy, izay nanaovan’ireo tomponandraikitra ny fanadihadiana teny amin’ireo mponina isan-tokatrano no nahitana
Read MoreTontosa tamin’ny herinandro teo ny fanadihadiana isan-tokatrano mahakasika ny tetik’asa rafim-pitantanana sy fifehezana ny ranon’orana sy ny rano maloto, ao
Read More