Dépêches

Ambovombe : Nisitraka ireo aro aina eny an-dranomasina toy ny faritra rehetra ireo mpanjono

Dépêche 02 juin, 12h, Toy ireo faritra hafa rehetra izay efa nahazo ny anjarany tamin’ny fisitrahana fitaovana aro aina eny and-ranomasina dia nahazo ny anjara ihany koa ny Distrikan’Ambovombe. Fikambanan’ny mpanjono miisa 6 no nahazo izany fitoavana izany. Ahitana salotra vonjy aina, Radio, jiro, fitaratra tao anati’nziany “kits de sécurité de mer » izany. Avy amin’ny Ministeran’ny Jono sy ny toe-karena manga anatin’ny tetik’asa SWIOFISH2 ireto fampitaovana ireto.

Laisser un commentaire