Faritry Sofia : nohamafisina ny fiarovana ny rohivoahary ala honko
Ho fanoizana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenenana amin’ny fiarovana ny rohivohary ala honko dia notohizana tao amin’ny Kaominina Maromandia Distrikan’Ananalava
Read More
Ho fanoizana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenenana amin’ny fiarovana ny rohivohary ala honko dia notohizana tao amin’ny Kaominina Maromandia Distrikan’Ananalava
Read MoreDépêche 02 juin, 14h, Taorian’ny fanaovan-tsonia ny fanavaozana ny famindram-pitantanana ny ala honko, tantanin’ny VOI tao Antsalova faritra Melaky dia
Read MoreMitondra voka-tsoa betsaka ho an’ny faritra rehetra misy azy ary indrindra ho an’ny Madagasikara manontolo ny fananana ala honko betsaka.
Read MoreRaha tsiahivina dia nanome toky ny hiaro feno ny ala honko sy ny ahi-dranomasina i Seychelles amin’ny taona 2023 izao.
Read MoreAn-jatony ireo tompon’andraiki-panjakana nivory tao Charm el-Cheikh, Égypte nandritra ny COP27. Nilaza ny filohan’i Seychelles, Wavel Ramkalawan nandritra izany fa
Read MoreTontosa ny fanaovana ny tomban’ezaka ho an’ireo VOI dimy ao amin’ny Distrikan’Ambanja. Ny rantsamangaika tsy miankina « Blue Ventures » no nitantsoroka
Read MoreNisy ny fitsidihina ny faritra Analanjirofo nataon’ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, ary ny Masoivohon’i
Read More03 Aogositra, 08h30. Tao amin’ny Kaominin’i Sahoany, Distrika Antsalova no nanamarihana ireo andro iraisam-pirenena ireo ny asabotsy 31 jolay teo.
Read More