Alasora : Mitohy ny asa fanamboaran-dalana
Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Lalana miakatra mankao amin’ny tampon’Alasora indray no nanohizana
Read MoreMitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina Alasora amin’izao fotoana izao. Lalana miakatra mankao amin’ny tampon’Alasora indray no nanohizana
Read MoreMitohy ny fametrahana jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, ataon’ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ankedikely Ilafy, amin’izao fotoana. Tanjona ny
Read MoreMiverina ny asa fanamboarana ny kianja synthétique filalaovam-baolina ao amin’ny fokontany Ambohidrazaka, kaominina Alasora amin’izao fotoana izao, rehefa nisy fihatoana
Read MoreHo fanafoanana ny tsy fananan’asa sy hanamora ny fahazoana izany dia nisy ny fanatontosana ny hetsika NTRS (National Training and
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ireo lakan-drano ao amin’ny fokontany Antanambao sy ny CSB II ny kaominina Ambohimangakely, nanomboka ny talata teo.
Read MoreTonga nijery ny fizotran’ny asa fanavaoazana sy fanamboarana ny CEG Ambohimangakely teny an-toerana ny tomponandraikitra miadidy ny kaominina ao an-toerana
Read MoreVoatendry ho filoha lefitry ny ben’ny tanàna vaovao, ao amin’ny kaominina Anjeva gara, i Damien Andrimandimby. Izy araka izany no
Read MoreHandray mpampianatra maro ho an’ny sekoly ambaratonga faharoa amin’ny alalan’ny Public Service Commission ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ao amin’ny nosy Maurice.
Read MoreMpitady asa maro no tonga nametraka fangatahana asa nandritra ny Financial Services Career Fair andiany faharoa notontosaina ny faraparan’ny volana
Read MoreOrinasa mikarakara fitsangatsanganana anaty ranomasina sy mpampanofa « sous-marin » ny OceanGate. Izy ireo no tompon’ilay sambo mpisitrika Titan nahafaty olona 5
Read More