Maurice : Efatra no maty ary maherin’ny 4000 ireo trangan’aretina nentin’ny moka « dengue » tao anatin’ny telo volana
Araka ny tatitra navoakan’ny ministeran’ny fahasalamana ao Maurice, tamin’ny volana martsa iny, nahatratra 452 ny isan’ireo voan’ny Dengue, tao an-toerana,
Read More