Talata Volonondry: Manomboka ny adina ara-panatanjahan-tena ho an’ny mpiadina BEPC
Natomboka tamin’ny herinandro teo ny adina ara-panatanjahantena ho an’ireo mpiadina ny fanadinana BEPC, ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nisy ny
Read More
Natomboka tamin’ny herinandro teo ny adina ara-panatanjahantena ho an’ireo mpiadina ny fanadinana BEPC, ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nisy ny
Read MoreNiroso tamin’ny asa fanamboaran-dalana ny avy ao amin’ny kaominina Alasora tamin’ity herinandro ity. Fanombohan’ny asa ary mitohy tsikelikely ho fanatsarana
Read MoreVehivavy miisa 35 no mandrafitra ny andiany voalohany amin’ny fandaharanasan’ny Fondation AGA KHAN izay mampiofana an’ireto vehivavy vonona handray andraikitra
Read MoreNy 04 septembra 2023 teo no nanomboka ny taom-pianarana vaovao 2023-2024, araka ny fandaharam-potoanam-pampianarana napetraky ny ministera misahana ny fanabeazam-pirenena.
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ireo lakan-drano ao amin’ny fokontany Antanambao sy ny CSB II ny kaominina Ambohimangakely, nanomboka ny talata teo.
Read MoreOmaly 15 jona no nanomboka ny hetsika fanaovana ny didimp-poitra faobe tao amin’ny kaominina Alasora. Maharitra telo andro ny hetsika
Read MoreNy talata teo no nanomboka ny fanamboarana ny lalana ao Antanandrano, kaominina Ankadikely Ilafy. Asa fanamboarana ny ampahan-dalana voalohany ho
Read MoreHanomboka tsy ho ela ny fanamboarana ireo lalana simba nampitaraina ny mponina ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Efa tonga ireo
Read MoreNanomboka ny alahady teo ny fifaninanana baolina kitra izay karakarain’ny kaominina Talata Volonondry. Mbola mitohy ihany anefa etsy ankilan’izany ny
Read MoreAmin’ny sabotsy izao no fiandohan’ny fampianarana, amin’ny « cours d’appui Bacc » izay nokarakarain’ny kaominina Alasora. Entina hanampiana ireo mpianatra amin’ny fanomanana
Read More