Dépêches

Women Leadership Academy: Miisa 35 ireo vehivavy mandrafitra ny andiany voalohany

Vehivavy miisa 35 no mandrafitra ny andiany voalohany amin’ny fandaharanasan’ny Fondation AGA KHAN izay mampiofana an’ireto vehivavy vonona handray andraikitra sy mba hisehatra adidy bebe kokoa eo anivon’ny seha-piarahamonina misy azy ireo avy. Ny Talata 12 Septambra teo no natolotra tamin’ny fomba ofisialy izy ireo, no sady fanombohana ihany koa an’ity seha-piofanana ity.

Laisser un commentaire