Dépêches

Fifamoivoizana : Zaza 9 taona namoy ny ainy rehefa niampita arabe tampoka

23 aogositra, 11h,Zaza 9 taona no namoy ny ainy rehefa avy nentina namonjy toeram-pitsaboana taorian’ny dona izay nahazo azy ka niteraka ratra taminy, izay nitarika hatramin’ny fahafatesany, ny alatsinainy 22 Aogositra 2022. Ny tsy fanajana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana no voalaza fa antony nahatonga ny loza izay  niala taxi-brousse ka niampita tampoka teny amin’ny lalam-pirenena.

Laisser un commentaire