Dépêches

Mahamasina : Mitombo isa ny traboina

26 Janoary, 10h00. Tafiakatra 3819 ny isan’ireo traboina avy amin’ny Boriborin-tany faha-IV efa nahazo toerana ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina hatramin’ny omaly talata tamin’ny 7ora hariva. Misitraka toeram-patoriana sahaza, sakafo ara-dalàna, fitsaboana sy fanafody maimaim-poana ary trano fidiovana manarapenitra izy ireo raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra.

Laisser un commentaire