Fanatanjahan-tena: notolorana mari-boninahitra ireo atleta Malagasy nitondra avo ny voninahim-pirenena
04 Aogositra, 17h00, Atleta 6 mianadahy, roa avy amin’ny taranja judo ary ny efatra avy amin’ny fibatana fonjamby izay nitondra avo ny anaran’I madagasikara nandritra ny fifaninana iraisam-pirenena teto afrika ny taranja judo sy ny fibatana fonjamby no notoloran’ny filoham-pirenena mari-boninahitra omaly 03 aogositra teny amin’y lapam’panjakana Iavoloha
