Antsahatanteraka Ambatondrazaka : Fiara tsy matao-dalana iray nifoaka kodiaran-droa
01 Aprily, 12h00. Fiara tsy matao-dalana iray no nifaoka kodiaran-droa BWS, teo amin’ny 50 metatra teo ambonin ‘ny biraon ‘ny kaomisaria Antsahatanteraka omaly tokony ho tamin ‘ny 09 ora sy sasany alina teo. Ireo olona roa, izay voalaza fa mpivady nitangina ny kodiaran-droa no naratra mafy raha ny fampitam-baovao.
