Fanentanana
22 Aprily, 14h00. Efa nahitana fihenana tokoa ny tranga covid-19 raha ny eto amintsika. Entanina hatrany anefa isika hanaja ireo
Read More
22 Aprily, 14h00. Efa nahitana fihenana tokoa ny tranga covid-19 raha ny eto amintsika. Entanina hatrany anefa isika hanaja ireo
Read More22 Aprily, 13h00. Efa maro ireo toeram-pivarotana fanafody tsy ahitana ny fanafody doliprane intsony ao France. Nanambara ny tompon’andraikitrin’ny famokarana
Read More22 Aprily, 12h00. Daty nahaterahan’i Lénine anio 22 aprily. Izy moa dia nitondra an’i Russie tamin’ny taona 1917 kahatramin’ny 1924.
Read More22 Aprily, 12h00. Nahazo famatsiam-bola mitentina 534,9 tapitrisa USD avy amin’ny Banky iraisam-pirenena i Madagasikara.
Read More22 Aprily, 11h00. Hanatanteraka hetsika « Université maty » ny SECES manomboka ny 25 Aprily ho avy izao mandrampahazon’izy ireo valin-teny mahafa-po.
Read MoreHisy ny dia an-tongotra atao any Ambohimanga Rova ny 30 aprily 2022. Sady manatanja-tena isika no miala voly kely mahita
Read MoreHisy ny fizarana kopia faobe ho an’ireo efa nahavita ny dingana tao Alasora ny 27 aprily izao. Eny amin’ny Kianja
Read MoreHotontosaina ny 11 hatramin’ny 13 may izao ny didimpoitra faobe ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Hanomboka amin’ny 3 ora tolakandro
Read MoreMiezaka mivelatra amin’ireo zava-kanto mahaliana ny tanora ny ao Masindray. Eo ny fifaninanana dihy, ary eo ihany koa ny fifaninanana
Read MoreMikarakara lalao baolina kitra « Coupe du maire 2022″ ny kaominina Ambohimanambola. Hisy ny lalao hifaninanan’ny samy fokontany mandritra izany. »Hanomboka amin’ny
Read More