Fanentanana
22 Aprily, 14h00. Efa nahitana fihenana tokoa ny tranga covid-19 raha ny eto amintsika. Entanina hatrany anefa isika hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana sy tsy hanao hatsirambina izany indrindra moa fa efa hiditra ririnina isika izay vanim-potoana isehoan’ny aretina toy ny grippa sy ny sisa.
