Resin’i Benin i Madagasikara
03 Septambra, 08:00. Lavon’i Benin tamin’ny isa 1 noho 0 ny Barean’i Madagasikara tamjn’ny lalao omaly 2 septambra teny Mahamasina. Tsy ampy ny kotrana ka izay no tena anton’izao faharesena izao hoy ny maro.