Dépêches

Fanambarana avy amin’ny RFDIM

05 Oktobra, 10h00. Namoaka fanambarana ny fikambanan’ny mpanao gazety RFDIM (Réseau des Faits-diversiers et Investigateurs de Madagascar) mahakasika ny fifidianana ny mpikambana amin’ny holafitry ny mpanao gazety. Mangataka izy ireo ny hanemoran,a ny fifidianana ny mpikambana ao amin’ny holafitry ny mpanao gazety, tokony hasiana komity manokana ihany koa hikirakira sy hisahana ny fifdiana hoy hatrany ny nambaran’ireto farany.

Laisser un commentaire