Dépêches

Kolontsaina: Fampirantiana mahakasika ny sarin’ireo mpanao gazety hatao eo Ambohidahy

Dépêche 16 novembre, 15h30, Mandritra ny iray volana katroka no hanatanterahana izany fampirantiana izany ka tsy hifarana raha tsy ny 15 desambra izao. Ao amin’ny “trano sary”Ambohidahy no hanatanaterahana izany fampirantiana izany. Ireo mpaka sary sady mpanao gazety no mivondrona manatanteraka izany ary isaky ny alarobia mandritra io iray volana io dia hanolotra “master class” mahakasika ny sary ireo mpanao gazety ireo. Sary maro nataon’ireo mpanao gazety maro nandritra ny taona maro eto an-toerana no hampirantina mandritra izany.

Laisser un commentaire