Ambohimangakely: Mitady olona hanao asana polisy kaominaly ny kaominina
Manome sehetra ireo tanora eo amin’ny lafin’ny tolotr’asa amin‘izao fotoana izao ny kaominina Ambohimangakely. Mitady ireo tanora lehilahy, manomboka 28
Read More
Manome sehetra ireo tanora eo amin’ny lafin’ny tolotr’asa amin‘izao fotoana izao ny kaominina Ambohimangakely. Mitady ireo tanora lehilahy, manomboka 28
Read MoreVoay (alligator) 1,5 metatra no hita tao anaty kibona bibilava « python » 5,5 metatra tao Floride. Nandritra ny fizahana ny fatin’ilay
Read MoreZotra vaovao hiasa ao an-drenivohitra ny 147-plus, izay hampitohy an’ ny Sampanana Antsofinondry, Tsarasaotra, Alarobia, Ivandry, Ankorondrano, Antanimena, Ankadifotsy, Rasalama,
Read MoreVehivavy roa nonina tao amin’ny trano (immeuble) iray tao Patri ao Rome no niara-hita faty ny herinandro lasa teo. Lehilahy
Read MoreDépêche 22 novembre, 15h, Noho ny faharatsian’ny andro dia nisy fahatapahana ny jiro tao Mandoto. Niasa andro aman’alina ny mpiasan’ny
Read MoreTamin’ny alahady 20 Novambra teo no nanatanterahana ny hetsika « Festival du film en poche » izany natao tany Carry-le –Rouet any
Read MoreFanasana azo avy amin’ireo mpiara miombon’antoka avy atsy Maurice no nahatanterahana izao atrik’asa izao. Nandritra ny 4 andro no nanatanterahana izany
Read MoreFikambanana « éco-organisme » manangona sy manombam-bidy ny fanafody tsy ampiasain’ny tokantrano intsony ny Cyclamed. Tsy misahana ny fanafody any amin’ny hopitaly
Read MoreMpilalao 20 no nosafidian’ny mpanazatra Issa Ali Saifdine hiatrika ny fifaninana baolina kitra Cosafa Women’s U17 2022. Misy mpiandry tsato-kazo
Read MoreRaha ny fanambarana avy amin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena dia 42,49% ny tahan’ny fandalovan’ny mpianatra ao amin’ny kilasy fanomanana (préscolaire). Niakatra io
Read More