Faritra Analamanga : Tany Maurice no nanatanterahana ny team building ho an’ireo tompon’andraikitra
Fanasana azo avy amin’ireo mpiara miombon’antoka avy atsy Maurice no nahatanterahana izao atrik’asa izao. Nandritra ny 4 andro no nanatanterahana izany
Read More