Dépêches

Mandoto : Efa miverina amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra

Dépêche 22 novembre, 15h, Noho ny faharatsian’ny andro dia nisy fahatapahana ny jiro tao Mandoto. Niasa andro aman’alina ny mpiasan’ny Jirama Antsirabe nanomboka ny asabotsy teo. Namboarina ny groupe, ary efa niverina ny fitsinjarana ny jiro isan-tokantrano. Mandeha soa aman-tsara ny Jiro ao amin’ny kaomina  Mandoto nanomboka omaly tolakandro rehefa nandeha ifotony nijery ny zava misy marina tany an toerana ny Minisitra Ramaroson Andry sy ny ekipa.

Laisser un commentaire