Fiarovana ny rojompihariana lavanila : Mitohy ny fanentanana hiadiana amin’ny mpijirika
29 Aogositra, 17h45 Mitohy ao amin’ny distrikan’I Vondrozo indray amin’izao fotoana izao ny fanentanana hiadiana amin’ny mpijirika izay ataon’ny CRV na ny filan-kevi-paritra momba ny lavanila. Nisy ny fampahafantarana ireo tantsaha sy mpividy vokatra lavanila ny paik’ady hialana amin’ny mpijirika mialohan’ny fotoana.
