Dépêche du 10h15 01 Août- Tsarasaotra : Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona
Ny maraina tokony ho tamin’ny 10 ora teo no nitrangan’ny loza. Fiara 4×4 iray no nandona mpitondra bisikleta iray teny amin’ny digue Tsarasaotra Ivato. Vokany dia maty teo no eo ilay mpitondra bisikleta.
