Etats-Unis : Zazavavy kely 11 taona no hita faty tao ambany fandriany
Raim-pianakaviana iray antsoina hoe Carmelo Gonzalez, 32 taona no naharay hafatra hafahafa avy tamin’ny zanany vavy rehefa tonga tao am-piasany.
Read More
Raim-pianakaviana iray antsoina hoe Carmelo Gonzalez, 32 taona no naharay hafatra hafahafa avy tamin’ny zanany vavy rehefa tonga tao am-piasany.
Read MoreTafapetraka ao Tsaralalana ny pylône monofut, P 05 avo indrindra maneran-tany. Mirefy 49m izany ary iray amin’ireo pylônes 51 isa
Read MoreNanatanteraka fivoriana vonjimaika ireo tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka misahana ny fifamoivoizana eto Madagasikara, omaly. Voalaza nandritra izany ny fepetra tokony ho
Read MoreHotanterahina manomboka anio hatramin’ny 25 aogositra, eny amin’ny Golf du Rova Andakana, ny fifaninanana “Golf Inter-îles 2023”. Miisa dimy ireo
Read MoreLavon’ny bala ny telo tamin’ireo dahalo mpaka an-keriny nokarohina tao amin’ny distrikan’Anjozorobe, ny 19 aogositra teo. Tratra ireo mpiray tsikombakomba.
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny tsena fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary, izay natolotry ny fikambanana vehivavy Malagasy Miara-Miainga (VMMM) tao
Read MoreNanao fanambarana i Australie omaly alatsinainy fa nanafatra fitaovam-piadiana balafomanga Tomahawk maherin’ny 200 isa tamin’i Etats-Unis izy ireo. Marihana fa
Read MoreNahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina Talata Volonondry. Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy.
Read MoreTonga nijery ny fizotran’ny asa fanavaoazana sy fanamboarana ny CEG Ambohimangakely teny an-toerana ny tomponandraikitra miadidy ny kaominina ao an-toerana
Read MoreMisedra haintany goavana, tsy mbola nisy tao anatin’ny 74 taona i Uruguay amin’izao fotoana. Manoloana izany dia ritra ny rano
Read More