Allemagne : Hanao fitokonana mandritra ny enina andro ireo mpamily fiaran-dalam-by
Niantso ireo mpamily fiaran-dalamby hanao fitokonana mandritra ny enina andro ny avy amin’ny syndicat GDL ao Allemagne, manomboka rahampitso alarobia,
Read More
Niantso ireo mpamily fiaran-dalamby hanao fitokonana mandritra ny enina andro ny avy amin’ny syndicat GDL ao Allemagne, manomboka rahampitso alarobia,
Read MoreNahazo trano famakiam-boky sy fikirakirana solosaina ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy (LMAI). Nisy ny fitokanana ny efitrano iray sy fikirakirana
Read MoreNotanterahina tamin’ny sabotsy 30 septambra teo ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa vita tao amin’ny kaominina Masindray. Velon-kafaliana sy fanantenana ireo mponina
Read More02 Oktobra, Mitohy ary mihamafy hatrany ny fitokonana ataon’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra (SECES) sampana Antananarivo. Hatramin’ny maraina teo,
Read MoreNotanterahana tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa vaovao tao amin’ny EPP Ambohitrarahaba, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tao
Read MoreVita soa aman-tsara ny asa fanamboarana sy fanavaozana tao amin’ny CEG Ambohimangakely. Notontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fanolorana izany
Read MoreNahazo foto-drafitr’asa vaovao, fanangonan-drano na « forage », ho an’ny rano fisotro madio ny mponina ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova. Notanterahana ny
Read MoreNahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina Talata Volonondry. Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy.
Read MoreNotontosaina nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena teo, tao amin’ny kaominina Masindray ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa tao amin’ny fokontany Antsaharoaloha sy
Read MoreNahatsangana fotodrafitrasa iray indray ny avy amin’ny Office National Antitabac, dia ny “Batiment de Sevrage” na ilay toerana hialana amin’ny zava-mahadomelina.
Read More