Talata Volonondry: Fandaharam-potoana lalao baolina kitra faran’ny herinandro
Mitohy ny lalao baolina kitra ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Misy ny tournoi foot à 11 karakarain’ny kaominina amin’ity faran’ny
Read More
Mitohy ny lalao baolina kitra ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Misy ny tournoi foot à 11 karakarain’ny kaominina amin’ity faran’ny
Read MoreNametraka hazo hanatsarana ny kianja sy mba hanatanterahana ny fanadinana BEPC ireo mpianatra tao an-toerana. Tapitra nisy nanongotra anefa ireo
Read MoreNatomboka tamin’ny herinandro teo ny adina ara-panatanjahantena ho an’ireo mpiadina ny fanadinana BEPC, ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nisy ny
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fizarana ny vatsin’ankohonana, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Maro ireo mponina no nisitraka izany,
Read MoreTafatsangana ny tobi-paritry zandarimariam-pirenena ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nisy ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro teo. « Noho
Read MoreHisy ny tetik’asa hananganana tanàna vaovao ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Hanampy ny kaominina amin’ny fanatanterahana izany ny sekreteram-panjakana misahana
Read MoreMbola mitohy hatrany ny asa fanamboarana ny birao eto amin’ny Lycée Talata Volonondry amin’izao fotoana izao. Tsy mora ny fanatanterahana
Read MoreMaro ireo vehivavy no tia sy liana amin’ny fanaovana ny « crochet-raphia » ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Porofon’izany, feno hatrany ny
Read MoreTonga nanolotra fanomezana ho an’ny mpianatra tao amin’ny EPP Ambositra, ny tomponandraikitra avy amin’ny kaominina Talata Volonondry. Dabilio sy kapa
Read MoreNisy ny hetsika ara-pahasalamana tao amin’ny kaominina Talata Volonondry, ny fiandohan’ny herinandro teo. maro tamin’ny mponina tao an-toerana no nisitraka
Read More