Turquie: Olona folo no maty, efapolo no naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana
Olona folo no namoy ny ainy, efapolo hafa no naratra mafy, ny sivy amin’izy ireo ahiana mafy ny ainy vokatry
Read More
Olona folo no namoy ny ainy, efapolo hafa no naratra mafy, ny sivy amin’izy ireo ahiana mafy ny ainy vokatry
Read MoreTsy mbola manana fahazoan-dalana hitondra fiara, ary nandray zava-mahadomelina ity zazalahy iray nitondra fiara ity, izay vao 17 taona monja.
Read MoreOlona 14 no namoy ny ainy ary maherin’ny telopolo ireo naratra mafy vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tao Mexique, ny fiandohan’ny
Read MoreMaty tratran’ny lozam-pifamoivoizana ilay tovovavy iray sady mpihira no mpikirakira Tiktok, Anaïs Robin, 21 taona, avy ao France, araka ny
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana teny akaikin’ny toeram-piantsonana, antsoina hoe fasan’i Ravoalavo, Ambohimangakely, ny alarobia teo. mazda iray no tapaka hisatra ka nifandona
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalana Nanisana, Analamahitsy, ny alahady teo. Kamiao iray no nifandona tamin’ny fiara fitateram-bahoaka zotra 192 tamin’izany.
Read MoreFiara iray indray no nivadika teny amin’ny faritry ny fiolanana jovena double, eny Ambohitrombihavana, kaominina Ambohimangakely, ny alatsinainy maraina teo.
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana tao amin’ny lalana Mahitsy Ambohimanambola, omaly maraina. Fiara iray no nifandona tamin’ny moto, tao an-toerana. Vokany, potika tanteraka
Read More31 oktobra; nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly atoandro, lalana miditra an’Ankazobe. Ankizy avokoa ny akamaroan’ny olona tao anaty fiara zotra Manazary. Ny
Read MoreMaro ny loza nitranga mahakasika ny taksi-bisikileta tato ho ato. Taksi-bisikileta iray voafaokan’ny fiarabe ny mpitandro filaminana omaly maraina teny
Read More