Miarinarivo: Rongony milanja 15 kg saron’ny mpitandro filaminana
Rongony milanja 15 kg no saron’ny zandary tamin’ny lalam-pirenena RN1 teo Ambatomainty kaominina Soamahamanina distrika Miarinarivo ny farany herin’andro teo.
Read More
Rongony milanja 15 kg no saron’ny zandary tamin’ny lalam-pirenena RN1 teo Ambatomainty kaominina Soamahamanina distrika Miarinarivo ny farany herin’andro teo.
Read MoreVoasambotra ny marainan’ny 30 oktobra ireo jiolahy telo lahy namono nahafaty ny mpampiasa azy ireo tany SAVA. Hita niaraka tamin’izy
Read MoreLehilahy iray nanapaka hazo manankasina iray tao Ambodimanga kaominina Antananambo distrikan’Antalaha no namoy ny zanany vao roa taona monja. Nanambara
Read MoreVehivavy roa sy lehilahy dimy mpamatsy sy mpanjifa zava-mahadomelina, ilay antsoina hoe rôrô no saron’ny mpitandro filaminana tany Toamasina. Naharay
Read MoreLehilahy iray 66 taona mpanamparitaka sy mpanao vola sandoka no saron’ny mpitandro filaminana tao Anosibe, kaominina Ambohitromby distrikan’i Fenoarivo. Tao
Read MoreNatao hanamafisana ny hisian’ny fiaraha-mientana hiarovana ireo biby ireo no antony anamarihana ny androm-pirenena ho an’ny Varika. Miompana bebe kokoa
Read MoreHitrangana toe-javatra hafahafa niseho tao Mandaniresaka Antsirabe akaikin’ny lalamby fanakanan’ny polisy. Ondry 3 no maty tao minin’ny tranony. Nahitana trobaka
Read MoreNisy ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny dokotera mpitsbo biby na ny veterinera ny 25 oktobra lasa teo tao amin’ny
Read MoreManatanteraka fihetsiketsehana ny mpampianatra avy ao amin’ny Lycée Horace François Antalaha; nanomboka ny 25 oktobra teo. Tohiny resaka izay mifandraika
Read MoreNiteraka savorovoro tao amin’ny kaominina Saovinandriana omaly maraina ny olan’ny mpampiditra hira. Tsy maintsy maka fahazoan-dalana amin’ny kaominina sy mandoa
Read More