Ankazobe: Nitrangana lozam-pifamoivoizana
31 oktobra; nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly atoandro, lalana miditra an’Ankazobe. Ankizy avokoa ny akamaroan’ny olona tao anaty fiara zotra Manazary. Ny hamamoan’ ilay mpamily no niteraka ny loza,araka ny voalaza.
