DépêchesTsidika

Sofia: Potiky ny afo ny tanàna

31 oktobra; potiky ny afo ny tanàna ao Ambinanin’ifango, distrikan’i Mandritara faritry Sofia omaly tolak’andro. Trano eo amin’ny 10 no rava tsy nisy azo noraisina. Jiro lehibe iray teo amin’ny andrin-jiro no may kilan’ny afo. Maro ireo takaitra mianjady amin’ireo mponina ao an-toerana. Nanao ny ezaka rehetra nifehezana ny afo ireo mponina na dia tsy ampy aza ny fitaovana ahafahana miatrika izany.

Laisser un commentaire