ActualitésDépêches

Fisorohana ny lozam-pifamoivoizana: hanamafy ny fidinana ifotony ny tompon’andraikitra

Nanatanteraka fivoriana vonjimaika ireo tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka misahana ny fifamoivoizana eto Madagasi­kara, omaly. Voalaza nandritra izany ny fepetra tokony ho raisina sy handrindrana ny asa rehetra hisorohana ny loza eny amin’ny lalam-pirenena samihafa. 

Laisser un commentaire