Etats-Unis : Tsy voafehy intsony ny famoanona ny afo ao Texas, olona iray no namoy ny ainy hetreto
Nisehoana fahamaizana goavana tao avaratr’i Texas. Noho ny tsy fahafehezana ny afo dia olona iray hatreto no namoy ny ainy.
Read More
Nisehoana fahamaizana goavana tao avaratr’i Texas. Noho ny tsy fahafehezana ny afo dia olona iray hatreto no namoy ny ainy.
Read MoreRaim-pianakaviana iray antsoina hoe Carmelo Gonzalez, 32 taona no naharay hafatra hafahafa avy tamin’ny zanany vavy rehefa tonga tao am-piasany.
Read MoreTovovavy iray 18 taona no nisy naka an-keriny tao amin’ny comté Harris tao Texas. Nifampiresaka tamin’ny lehilahy iray izay nisarika
Read MoreMpiasan’ny seranam-piaramanidina iray no maty notrohin’ny « réacteur » ny fiaramanidina tao amin’ny seranam-piaramanidin’i San Antonio, ao Texas ny faran’ny herinandro teo.
Read MoreNanomboka ny zoma teo no niangona tao amoron-dranomasin’i Quintana ao Texas ireo trondro sy hazan-drano maty an-tapitrisany. Raha ny fanazavana
Read MoreMaro ny tranga fifampitifirana miseho ao Etats-Unis. Raha ny fanazavana dia ao Texas no isehoan’ny ankahamaroan’izany. Manoloana izany dia nangataka
Read MoreNahazo alalana nikirakira taratasin-tany samihafa ny Wall Street Journal izay nirakitra ny fanirian’ i Elon Musk hangana tanàna vaovao ho
Read MoreNohelohina ho faty ny talata teo, teo amin’ny faha-51 taonany i Gary Green. Ny taona 2010 izy no voaheloka ho
Read MoreVao taorian’ny fifampitifirana tao amin’ny Campus iray tao Michigan ny 13 febroary teo ny filohan’i Amérique, Joe Biden no nangataka
Read MoreVehivavy iray antsoina hoe Magen Fieramusca no nanadalo teo alohan’ny fitsarana ny herinandro lasa teo noho ny famonoana ny namany
Read More