Atlantique : Olona 14 no efa maty tao anatin’ny « baines » ny taona 2023
Baines, faritra eny amin’ny moron-dranomasina anisan’ny mampidi-doza ho an’ny mpilomano, no nahafaty olona 14 tao amin’ny morontsirak’i Atlantique, ny taona
Read More
Baines, faritra eny amin’ny moron-dranomasina anisan’ny mampidi-doza ho an’ny mpilomano, no nahafaty olona 14 tao amin’ny morontsirak’i Atlantique, ny taona
Read MoreKaontenera iray very tany an-dranomasina no niteraka fahalotoan’ny ranomasina ao amin’ny faritra avaratr’i Espagne. Rakotra potika plastika ny sisi-dranomasina ao
Read MoreNandritra ny fikarohana nataon’ny ekipan’ny mpahay siansa iraisam-pirenena niaraka tamin’ny sambon’i Allemagne Meteor teo anelanelan’ny 16 jolay sy 5 aogositra
Read MoreMila hampiroborobo amin’ny alalan’ny fampiroboroboana ny nosy Vanille (Seychelles, La Réunion, Mayotte, Comores, Madagasikara ary Maurice) ny fitsangantsanganana an-dranomasina (croisière)
Read MoreNanomboka ny zoma teo no niangona tao amoron-dranomasin’i Quintana ao Texas ireo trondro sy hazan-drano maty an-tapitrisany. Raha ny fanazavana
Read MoreAsa mivaingana ho an’ny mponina any Maroantsetra ny fanomezana rano fisotro madio. Araka izany dia hotanterahina ao an-toerana ny fanesorana
Read MoreVoalohany tao anatin’ny 22 taona no nahita « cachalot pygmée » (Kogia breviceps) tao amin’ny faritra an-dranomasin’i La Réunion nandritra ny fizahana
Read MoreNy « arrêté préfectoral n° 321 » nivoaka ny 7 febroary 2023 ao La Réunion dia mandrara ny hetsika an-dranomasina mampiasa ny herin’ny
Read MoreTsy mitsahatra mikaroka zava-baovao ny mpikaroka ao Australie. Folo taona lasa izao no nilaza ny UWA (The University of Western
Read MoreMiovaova tsy mahazo toerana tsara ny toetr’andro manerana ny Nosy amin’izao fotoana izao. Mbola tsy tafiditra amin’ny vanim-potoan’ny ririnina kosa
Read More