Ady eo amin’ny Israël sy Hamas : Olona fito mpitondra fanampiana maty noho ny fanafihana Israelianina
Ny alatsinainy teo, tao amin’ny ivon’ny toerana misy ny ady ao Gaza, olona miisa fito, samy hafa firenena, avy amin’ny
Read More
Ny alatsinainy teo, tao amin’ny ivon’ny toerana misy ny ady ao Gaza, olona miisa fito, samy hafa firenena, avy amin’ny
Read MoreOlona efatra no maty ary maherin’ny dimy ireo naratra vokatry ny tsatok’antsy nataon’ny lehilahy iray, tamin’ny toerana samihafa tao Rockford,
Read MoreMpiandraka arina (charbon) 12 no maty vokatry ny firodanan’ny toeram-pitrandrahana arintany iray, tao amin’ny faritra atsimo andrefan’i Pakistan. Fipoahana entona
Read MoreOlona telo, izay olon-dehibe ny roa ary zaza ny iray, no namoy ny ainy, ny alin’ny alahady ifoha alatsinainy, noho
Read MoreNisehoana fihotsahan’ny ranomandry, tao amin’ny tendrombohitr’i Sancy, any Puy-de-Dôme France ; ny alahady teo. Mpihanika an-tendrombohitra miisa sivy no nofaohan’ny ranomandry
Read MoreNisehoana fitifirana indray tao Cisjordanie. Olona iray no namoy ny ainy ary valo hafa no naratra vokatry ny tifitra nahazo
Read MoreMpamily miisa roa no nentin’ny riaka, tao atsimon’ny nosy La Réunion, nandritra ny orambe mikija ny alahady tolakandro teo. Omaly
Read MoreNanao fitifirana indray i Russie, omaly marainan’ny talata 23 Janoary tao Kiev, renivohitr’i Ukraine sy tao amin’ny tanànan’i Kharkiv ary
Read MoreNisehoanan lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny alalana hivoaka ny Ankadimbahoaka, ny harivan’ny alahady teo. Araka ny voalaza, fiara mpitatitra olona, zotra
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana tao Marovoalavo, kaominina Beforona, lalam-pirenena faharoa, ny faran’ny herinandro teo. Olona 6 no namoy ny ainy vokatr’izany raha
Read More