Pakistan : Nisehoana rotsak’orana tsy tahaka ny mahazatra, nahafatesana olona 65
Tsy tahaka ny mahazatra ny rotsak’orana niseho tao Pakistan, tamin’ity herinandro ity. Hatramin’ny niatombohan’ity volana ity, nivatravatra hatrany ny orana,
Read More
Tsy tahaka ny mahazatra ny rotsak’orana niseho tao Pakistan, tamin’ity herinandro ity. Hatramin’ny niatombohan’ity volana ity, nivatravatra hatrany ny orana,
Read MoreMpiandraka arina (charbon) 12 no maty vokatry ny firodanan’ny toeram-pitrandrahana arintany iray, tao amin’ny faritra atsimo andrefan’i Pakistan. Fipoahana entona
Read MoreOlona maherin’ny 12 no matry ary am-polony hafa no naratra mafy vokatry ny fipoahana niseho, teo akaikin’ny birao fiasan’ny kandida
Read MoreAndro vitsy mialohan’ny hanatanterahana ny fifidianana solombavambahoaka sy governoram-paritra any Pakistan, dia voaheloka higadra na miampy sazy folo taona an-tranomaizina
Read MoreFanafihana mahafaty tao Pakistan. Raha kely indrindra dia olona 23 no maty tamin’ny Talata 12 Desambra, tamin’ny fanafihana famonoan-tena tamin’ny
Read MoreOlona valo izay ankizy ny enina no taraiky teny ambony fitaterana an-tariby « artisanal» tao amin’ny faritra be tendrombohitra tao avaratra
Read MoreNisehoana tranga fampihorohoroana tao amin’ny tanànan’i Peshawar, ao avaratra-andrefan’i Pakistan ny alatsinainy teo. Toeram-pivavahana iray tao amin’ny foiben’ny polisy no
Read MoreVoaheloky ny tribonaly pakistanais ho faty ireo olona 2, ny asabotsy 20 martsa, noho ny raharaha fanolanana vehivavy Franco-Pakistanaise enim-bolana
Read More